plt_tn/dan/04/28.md

648 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara.

ireny zavatra rehetra ireny... tany Babylona

Io fampahafantarana io ao amin'ny 4:28 dia naverina nalamina mba hahamoramora kokoa ny fahatakarana ny dikany.

Roa ambin'ny folo volana

"12 volana"

Tsy ity ve ilay Babylona lehibe... ?

Nanontany io fanontaniana io i Nebokadnezara mba hanasongadinana ny voninahitry ny tenany. Azo adika ho foto-kevitra izany. DH: "Ity ilay Babylona lehibe... ho voninahitry ny fahalehibeazako!"

ho amin'ny voninahitry ny fahalehibeazako

"mba hanehoana amin'ny olona ny voninahitro sy ny fahalehibeazako."