plt_tn/dan/04/24.md

20 lines
459 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Maro amin'ireo voambolana ao anatin'ireo andininy ireo no efa mitovy amin'ny 4:15. Jereo hoe ahoana no nandikanao ireo andininy ireo.
# izay nipaka taminao
"izay renao"
# Hesorina amin'ny olona ianao
DH: "Hanaisotra anao hiala amin'izy ireo ireo lahilahy"
# Hampihinanana ahitra ianao
DH: "Hihinana ahitra ianao."