plt_tn/dan/04/24.md

459 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Maro amin'ireo voambolana ao anatin'ireo andininy ireo no efa mitovy amin'ny 4:15. Jereo hoe ahoana no nandikanao ireo andininy ireo.

izay nipaka taminao

"izay renao"

Hesorina amin'ny olona ianao

DH: "Hanaisotra anao hiala amin'izy ireo ireo lahilahy"

Hampihinanana ahitra ianao

DH: "Hihinana ahitra ianao."