# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Maro amin'ireo voambolana ao anatin'ireo andininy ireo no efa mitovy amin'ny 4:15. Jereo hoe ahoana no nandikanao ireo andininy ireo. # izay nipaka taminao "izay renao" # Hesorina amin'ny olona ianao DH: "Hanaisotra anao hiala amin'izy ireo ireo lahilahy" # Hampihinanana ahitra ianao DH: "Hihinana ahitra ianao."