plt_tn/dan/04/20.md

28 lines
866 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Maro amin'ireo voambolana ao anatin'ireo andininy ireo no efa mitovy amin'ny 4:10 Jereo hoe ahoana no nandikanao ireo andininy ireo.
# maro dia maro
"tena feno"
# izany hazo izany dia ianao, ry mpanjaka
"izanay hazo izany dia maneho anao, ry mpanjaka"
# Nihanitombo ny fahalehibeazanao... ny fanapahanao nipaka
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy.
# Nihanitombo ny fahalehibeazanao
Ity andian-teny ity dia mampiasa ny teny hoe "nitombo" toy ny fomba hahafahana miteny fa nitombo ny fahalehibeazan'ny mpanjaka. DH: "Nitombo ny fahalehibeazanao."
# ny lanitra... faran'ny tany
Ireo andian-teny ireo dia manitatra fa ny olon-drehetra amin'ny toerana rehetra dia nahalala ny halehibeazan'i Nebokadnezara.