# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Maro amin'ireo voambolana ao anatin'ireo andininy ireo no efa mitovy amin'ny 4:10 Jereo hoe ahoana no nandikanao ireo andininy ireo. # maro dia maro "tena feno" # izany hazo izany dia ianao, ry mpanjaka "izanay hazo izany dia maneho anao, ry mpanjaka" # Nihanitombo ny fahalehibeazanao... ny fanapahanao nipaka Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy. # Nihanitombo ny fahalehibeazanao Ity andian-teny ity dia mampiasa ny teny hoe "nitombo" toy ny fomba hahafahana miteny fa nitombo ny fahalehibeazan'ny mpanjaka. DH: "Nitombo ny fahalehibeazanao." # ny lanitra... faran'ny tany Ireo andian-teny ireo dia manitatra fa ny olon-drehetra amin'ny toerana rehetra dia nahalala ny halehibeazan'i Nebokadnezara.