plt_tn/dan/04/20.md

866 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Maro amin'ireo voambolana ao anatin'ireo andininy ireo no efa mitovy amin'ny 4:10 Jereo hoe ahoana no nandikanao ireo andininy ireo.

maro dia maro

"tena feno"

izany hazo izany dia ianao, ry mpanjaka

"izanay hazo izany dia maneho anao, ry mpanjaka"

Nihanitombo ny fahalehibeazanao... ny fanapahanao nipaka

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy.

Nihanitombo ny fahalehibeazanao

Ity andian-teny ity dia mampiasa ny teny hoe "nitombo" toy ny fomba hahafahana miteny fa nitombo ny fahalehibeazan'ny mpanjaka. DH: "Nitombo ny fahalehibeazanao."

ny lanitra... faran'ny tany

Ireo andian-teny ireo dia manitatra fa ny olon-drehetra amin'ny toerana rehetra dia nahalala ny halehibeazan'i Nebokadnezara.