plt_tn/dan/04/19.md

711 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara.

izay natsoina ihany koa hoe Beltesazara,

DH: "izay nantsoiko koa hoe Beltesazara"

dia tohina mafy nandritra ny fotoana vitsy, ka nanaitra azy ny fisainany

Ny fahatakaran'i Daniela ny dikan'ny fahitana no nanaitra azy. Afaka lazaina mivantana izany. DH: "tsy niteny na inona na inona nandritra ny fotoana vitsy satria ory tanteraka izy momba ny diakn'ny nofy" (UDB)

aoka ho amin'ireo izay mankahala anao anie ny nofy; ho an'ireo fahavalonao anie ny dikan'izany

Maneho ny firarian-tsoany i Daniela mba tsy homba an'i Nebakadnezara ny nofy, na izany aza dia fantany tsara fa momba ny mpanjaka ny nofy."