plt_tn/dan/04/19.md

16 lines
711 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara.
# izay natsoina ihany koa hoe Beltesazara,
DH: "izay nantsoiko koa hoe Beltesazara"
# dia tohina mafy nandritra ny fotoana vitsy, ka nanaitra azy ny fisainany
Ny fahatakaran'i Daniela ny dikan'ny fahitana no nanaitra azy. Afaka lazaina mivantana izany. DH: "tsy niteny na inona na inona nandritra ny fotoana vitsy satria ory tanteraka izy momba ny diakn'ny nofy" (UDB)
# aoka ho amin'ireo izay mankahala anao anie ny nofy; ho an'ireo fahavalonao anie ny dikan'izany
Maneho ny firarian-tsoany i Daniela mba tsy homba an'i Nebakadnezara ny nofy, na izany aza dia fantany tsara fa momba ny mpanjaka ny nofy."