# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara. # izay natsoina ihany koa hoe Beltesazara, DH: "izay nantsoiko koa hoe Beltesazara" # dia tohina mafy nandritra ny fotoana vitsy, ka nanaitra azy ny fisainany Ny fahatakaran'i Daniela ny dikan'ny fahitana no nanaitra azy. Afaka lazaina mivantana izany. DH: "tsy niteny na inona na inona nandritra ny fotoana vitsy satria ory tanteraka izy momba ny diakn'ny nofy" (UDB) # aoka ho amin'ireo izay mankahala anao anie ny nofy; ho an'ireo fahavalonao anie ny dikan'izany Maneho ny firarian-tsoany i Daniela mba tsy homba an'i Nebakadnezara ny nofy, na izany aza dia fantany tsara fa momba ny mpanjaka ny nofy."