plt_tn/dan/04/13.md

16 lines
578 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Amin'ny andininy 1-18, mamaritra ny fahitany avy amin'Andriamanitra i Nebokadnezara
# Nahita tao an-tsaiko aho
Izany dia ilazana ny fahitana nofy na fahitana. DH: "Nahita tao amin'ny nofiko aho"
# Nihiaka mafy izy ka nanao hoe
Azo hanazavana izany ny hoe ny mpitondra teny masina dia niresaka tamin'ny olona nihoatra ny iray. DH: "Nihiakiaka tamin'ny olonasasany izy ka nanao hoe"
# Aoka ireo biby handositra... avy amin'ireo rantsany
"Ireo biby dia handositra avy any ambanin'izany ary ny vorona dia hanidina lavitr'ireo rantsany."