plt_tn/dan/04/13.md

578 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Amin'ny andininy 1-18, mamaritra ny fahitany avy amin'Andriamanitra i Nebokadnezara

Nahita tao an-tsaiko aho

Izany dia ilazana ny fahitana nofy na fahitana. DH: "Nahita tao amin'ny nofiko aho"

Nihiaka mafy izy ka nanao hoe

Azo hanazavana izany ny hoe ny mpitondra teny masina dia niresaka tamin'ny olona nihoatra ny iray. DH: "Nihiakiaka tamin'ny olonasasany izy ka nanao hoe"

Aoka ireo biby handositra... avy amin'ireo rantsany

"Ireo biby dia handositra avy any ambanin'izany ary ny vorona dia hanidina lavitr'ireo rantsany."