# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Amin'ny andininy 1-18, mamaritra ny fahitany avy amin'Andriamanitra i Nebokadnezara # Nahita tao an-tsaiko aho Izany dia ilazana ny fahitana nofy na fahitana. DH: "Nahita tao amin'ny nofiko aho" # Nihiaka mafy izy ka nanao hoe Azo hanazavana izany ny hoe ny mpitondra teny masina dia niresaka tamin'ny olona nihoatra ny iray. DH: "Nihiakiaka tamin'ny olonasasany izy ka nanao hoe" # Aoka ireo biby handositra... avy amin'ireo rantsany "Ireo biby dia handositra avy any ambanin'izany ary ny vorona dia hanidina lavitr'ireo rantsany."