plt_tn/dan/04/07.md

20 lines
570 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Amin'ny andininy 1-18, mamaritra ny fahitany avy amin'Andriamanitra i Nebokadnezara
# izay nantsoina hoe Beltesazara
DH: "Izay nantsoiko hoe Beltesazara"
# Beltesazara
Izany no ananrana Babyloniana nomena an'i Daniela. Jereo hoe ahoana no nandikanao ny anarany ao amin'ny 1:6
# fanahin'ireo andriamanitra
Nino i Nebokadnezara fa ny herin'i Daniela dia avy any amin'ireo andriamanitra tsy izy izay notompoin'i Nebokadnezara.
# tsy misy mistery sarotra loatra aminao
DH: "Mahatakatra ny dikan'ny zava-miafina rehetra ianao."