# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Amin'ny andininy 1-18, mamaritra ny fahitany avy amin'Andriamanitra i Nebokadnezara # izay nantsoina hoe Beltesazara DH: "Izay nantsoiko hoe Beltesazara" # Beltesazara Izany no ananrana Babyloniana nomena an'i Daniela. Jereo hoe ahoana no nandikanao ny anarany ao amin'ny 1:6 # fanahin'ireo andriamanitra Nino i Nebokadnezara fa ny herin'i Daniela dia avy any amin'ireo andriamanitra tsy izy izay notompoin'i Nebokadnezara. # tsy misy mistery sarotra loatra aminao DH: "Mahatakatra ny dikan'ny zava-miafina rehetra ianao."