plt_tn/dan/04/07.md

570 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Amin'ny andininy 1-18, mamaritra ny fahitany avy amin'Andriamanitra i Nebokadnezara

izay nantsoina hoe Beltesazara

DH: "Izay nantsoiko hoe Beltesazara"

Beltesazara

Izany no ananrana Babyloniana nomena an'i Daniela. Jereo hoe ahoana no nandikanao ny anarany ao amin'ny 1:6

fanahin'ireo andriamanitra

Nino i Nebokadnezara fa ny herin'i Daniela dia avy any amin'ireo andriamanitra tsy izy izay notompoin'i Nebokadnezara.

tsy misy mistery sarotra loatra aminao

DH: "Mahatakatra ny dikan'ny zava-miafina rehetra ianao."