plt_tn/dan/04/04.md

24 lines
659 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Amin'ny andininy 1-18, mamaritra ny fahitany avy amin'Andriamanitra i Nebokadnezara
# nonina tamin-kafaliana ... nakafy fahombiazana
Ireo andian-teny roa ireo dia mifanindran-dalana ary midika zavatra mitovy.
# tranoko... lapako
Ireo andian-teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy.
# ny nofiko... ireo kisarisary... ireo fahitàna
Ireo andian-teny ireo dia midika ifotony zavatra mitovy.
# nampatahotra ahy... nampikorontana ahy
Ireo andian-teny ireo dia mifanindran-dalana ary midika zavatra mitovy.
# ireo lehilahin'i Babylona rehetra izay nanam-pahendrena
"ireo lehilahy hendrin'i Babylona rehetra"