plt_tn/dan/04/04.md

659 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Amin'ny andininy 1-18, mamaritra ny fahitany avy amin'Andriamanitra i Nebokadnezara

nonina tamin-kafaliana ... nakafy fahombiazana

Ireo andian-teny roa ireo dia mifanindran-dalana ary midika zavatra mitovy.

tranoko... lapako

Ireo andian-teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy.

ny nofiko... ireo kisarisary... ireo fahitàna

Ireo andian-teny ireo dia midika ifotony zavatra mitovy.

nampatahotra ahy... nampikorontana ahy

Ireo andian-teny ireo dia mifanindran-dalana ary midika zavatra mitovy.

ireo lehilahin'i Babylona rehetra izay nanam-pahendrena

"ireo lehilahy hendrin'i Babylona rehetra"