# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Amin'ny andininy 1-18, mamaritra ny fahitany avy amin'Andriamanitra i Nebokadnezara # nonina tamin-kafaliana ... nakafy fahombiazana Ireo andian-teny roa ireo dia mifanindran-dalana ary midika zavatra mitovy. # tranoko... lapako Ireo andian-teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy. # ny nofiko... ireo kisarisary... ireo fahitàna Ireo andian-teny ireo dia midika ifotony zavatra mitovy. # nampatahotra ahy... nampikorontana ahy Ireo andian-teny ireo dia mifanindran-dalana ary midika zavatra mitovy. # ireo lehilahin'i Babylona rehetra izay nanam-pahendrena "ireo lehilahy hendrin'i Babylona rehetra"