plt_tn/dan/03/26.md

450 B

governoram-paritany, governoram-paritra, ireo governora hafa

Ireo dia manam-pahefana izay manana fahefana eo amin'ny ambaratongam-paritany. jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 3:1

tsy may ny volon-dohan'izy ireo

DH: "Tsy nandoro ny volo teo amin'ny lohan'izy ireo ny afo"

may

"may tsimoramora"

tsy simba ny fitafian'izy ireo

"Tsy nanimba ny fitafian'izy ireo ny afo"

tsy nisy fofon'afo taminy

"tsy namofona afo izy ireo"