# governoram-paritany, governoram-paritra, ireo governora hafa Ireo dia manam-pahefana izay manana fahefana eo amin'ny ambaratongam-paritany. jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 3:1 # tsy may ny volon-dohan'izy ireo DH: "Tsy nandoro ny volo teo amin'ny lohan'izy ireo ny afo" # may "may tsimoramora" # tsy simba ny fitafian'izy ireo "Tsy nanimba ny fitafian'izy ireo ny afo" # tsy nisy fofon'afo taminy "tsy namofona afo izy ireo"