plt_tn/dan/03/26.md

20 lines
450 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# governoram-paritany, governoram-paritra, ireo governora hafa
Ireo dia manam-pahefana izay manana fahefana eo amin'ny ambaratongam-paritany. jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 3:1
# tsy may ny volon-dohan'izy ireo
DH: "Tsy nandoro ny volo teo amin'ny lohan'izy ireo ny afo"
# may
"may tsimoramora"
# tsy simba ny fitafian'izy ireo
"Tsy nanimba ny fitafian'izy ireo ny afo"
# tsy nisy fofon'afo taminy
"tsy namofona afo izy ireo"