plt_tn/dan/03/03.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown

# governoram-paritany... governoram-paritra... ireo manam-boninahitry ny faritany
Adikao tahaka ny ao amin'ny 3:1 io lisitra io
# ny sarivongana izay efa natsangan'i Nebokadnezara
Nataon'ireo lehilahin'i Nebokadnezara ireo ilay sarivongana izay notenenina tahaka ny hoe i Nebokadnezara no nanao azy. DH: "Ny sarivongana izay nataon'ireo lehilahin'i Nebokadnezara."
# mpikabary
Io olona io dia mpitondra hafatra manam-pahefana ho an'ny mpanjaka.
# Didiana ianareo
DH: "Mandidy anareo ny mpanjaka"
# ry vahoaka, ry firenena, sy ireo fiteny samihafa
Eto ny hoe "firenena" sy "fiteny samihafa" dia maneho vahoaka avy any amin'ny firenen-tsamihafa izay miteny amin'ny fiteny samihafa. DH: "Vahoaka avy amin'ny firenen-tsamihafa ary izay miteny fiteny samihafa"
# sitara
Ireo dia zava-maneno mitovy amin'ny harpa. Izy ireo dia miendrika telozoro ary misy tady efatra.
# miondrika
Eto ny hoe "miondrika" dia midika hoe "miankohoka haingana"
# miankohoka
"Ahinjiro ambany amin'ny tany ny tavanareo mba hivavahanareo amin'ny"