plt_tn/dan/03/03.md

1.0 KiB

governoram-paritany... governoram-paritra... ireo manam-boninahitry ny faritany

Adikao tahaka ny ao amin'ny 3:1 io lisitra io

ny sarivongana izay efa natsangan'i Nebokadnezara

Nataon'ireo lehilahin'i Nebokadnezara ireo ilay sarivongana izay notenenina tahaka ny hoe i Nebokadnezara no nanao azy. DH: "Ny sarivongana izay nataon'ireo lehilahin'i Nebokadnezara."

mpikabary

Io olona io dia mpitondra hafatra manam-pahefana ho an'ny mpanjaka.

Didiana ianareo

DH: "Mandidy anareo ny mpanjaka"

ry vahoaka, ry firenena, sy ireo fiteny samihafa

Eto ny hoe "firenena" sy "fiteny samihafa" dia maneho vahoaka avy any amin'ny firenen-tsamihafa izay miteny amin'ny fiteny samihafa. DH: "Vahoaka avy amin'ny firenen-tsamihafa ary izay miteny fiteny samihafa"

sitara

Ireo dia zava-maneno mitovy amin'ny harpa. Izy ireo dia miendrika telozoro ary misy tady efatra.

miondrika

Eto ny hoe "miondrika" dia midika hoe "miankohoka haingana"

miankohoka

"Ahinjiro ambany amin'ny tany ny tavanareo mba hivavahanareo amin'ny"