# governoram-paritany... governoram-paritra... ireo manam-boninahitry ny faritany Adikao tahaka ny ao amin'ny 3:1 io lisitra io # ny sarivongana izay efa natsangan'i Nebokadnezara Nataon'ireo lehilahin'i Nebokadnezara ireo ilay sarivongana izay notenenina tahaka ny hoe i Nebokadnezara no nanao azy. DH: "Ny sarivongana izay nataon'ireo lehilahin'i Nebokadnezara." # mpikabary Io olona io dia mpitondra hafatra manam-pahefana ho an'ny mpanjaka. # Didiana ianareo DH: "Mandidy anareo ny mpanjaka" # ry vahoaka, ry firenena, sy ireo fiteny samihafa Eto ny hoe "firenena" sy "fiteny samihafa" dia maneho vahoaka avy any amin'ny firenen-tsamihafa izay miteny amin'ny fiteny samihafa. DH: "Vahoaka avy amin'ny firenen-tsamihafa ary izay miteny fiteny samihafa" # sitara Ireo dia zava-maneno mitovy amin'ny harpa. Izy ireo dia miendrika telozoro ary misy tady efatra. # miondrika Eto ny hoe "miondrika" dia midika hoe "miankohoka haingana" # miankohoka "Ahinjiro ambany amin'ny tany ny tavanareo mba hivavahanareo amin'ny"