plt_tn/dan/03/01.md

772 B

Nanamboatra sarivongana volamena i Nebokadnezara

Io lehilahin'i Nebokadnezara io dia nanao sy nametraka sarivongana tamin'ny alalan'ny mpanapakany izay niteny tahaka ny hoe i Nebokadnezara no nanao sy nametraka ny saribongana. DH: "Nandidy ireo lehilahiny i Nebokadnezara mba hanao sarivongana volamena... nanao izany izy ireo."

enimpolo hakiho ny halavany ary enina hakiho ny sakany.

"eo amin'ny 27 metatra eo ho eo ny halavany ary efa ho 3 metatra ny sakany".

Lemak'i Dora

Toerana ao anatin'ny fanjakan'ny Babylona izany.

governoram-paritany... governoram-paritra... ireo governora teo an-toerana

Ireo dia manam-pahefana izay manana fahefana eo amin'ny ambaratongam-paritany.

ireo mpitam-bola

Ireo manam-pahefana ireo dia natao handraharaha ny vola.