# Nanamboatra sarivongana volamena i Nebokadnezara Io lehilahin'i Nebokadnezara io dia nanao sy nametraka sarivongana tamin'ny alalan'ny mpanapakany izay niteny tahaka ny hoe i Nebokadnezara no nanao sy nametraka ny saribongana. DH: "Nandidy ireo lehilahiny i Nebokadnezara mba hanao sarivongana volamena... nanao izany izy ireo." # enimpolo hakiho ny halavany ary enina hakiho ny sakany. "eo amin'ny 27 metatra eo ho eo ny halavany ary efa ho 3 metatra ny sakany". # Lemak'i Dora Toerana ao anatin'ny fanjakan'ny Babylona izany. # governoram-paritany... governoram-paritra... ireo governora teo an-toerana Ireo dia manam-pahefana izay manana fahefana eo amin'ny ambaratongam-paritany. # ireo mpitam-bola Ireo manam-pahefana ireo dia natao handraharaha ny vola.