plt_tn/dan/03/01.md

20 lines
772 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nanamboatra sarivongana volamena i Nebokadnezara
Io lehilahin'i Nebokadnezara io dia nanao sy nametraka sarivongana tamin'ny alalan'ny mpanapakany izay niteny tahaka ny hoe i Nebokadnezara no nanao sy nametraka ny saribongana. DH: "Nandidy ireo lehilahiny i Nebokadnezara mba hanao sarivongana volamena... nanao izany izy ireo."
# enimpolo hakiho ny halavany ary enina hakiho ny sakany.
"eo amin'ny 27 metatra eo ho eo ny halavany ary efa ho 3 metatra ny sakany".
# Lemak'i Dora
Toerana ao anatin'ny fanjakan'ny Babylona izany.
# governoram-paritany... governoram-paritra... ireo governora teo an-toerana
Ireo dia manam-pahefana izay manana fahefana eo amin'ny ambaratongam-paritany.
# ireo mpitam-bola
Ireo manam-pahefana ireo dia natao handraharaha ny vola.