plt_tn/dan/02/46.md

24 lines
725 B
Markdown

# Nampiankohoka ny tavany
Io asa fanehiana io dia mampiseho fa ny mpanjaka dia nanome vononahitra an'i Daniela. DH: "Niankohoka ambany niaraka taimin'ny tavany tamin'ny tany."
# hanaovana fanatitra iray izy ary ditin-kazo manitra hatolotra ho azy
DH: "nanao fanatitra sy nanolotra ditin-kazo manitra ho an'i Daniela ireo mpanompony."
# Tena ny Andriamanitrao
"Marina tokoa fa ny Andriamanitrao"
# Andriamanitr'ireo andriamanitra, ilay Tompon'ireo mpanjaka
"Lehibe noho ireo andriamani-kafa rehetra, ary Mpanjakan'ny mpanjaka rehetra" (UDB)
# ilay manambara ny zava-miafina
Adikao ny hoe "Ilay manambara ny zava-miafina" tahaka ny ao amin'ny 2:29
# manambara izany zava-miafina
"hanambara ny zava-miafin'ny nofiko"