plt_tn/dan/02/46.md

725 B

Nampiankohoka ny tavany

Io asa fanehiana io dia mampiseho fa ny mpanjaka dia nanome vononahitra an'i Daniela. DH: "Niankohoka ambany niaraka taimin'ny tavany tamin'ny tany."

hanaovana fanatitra iray izy ary ditin-kazo manitra hatolotra ho azy

DH: "nanao fanatitra sy nanolotra ditin-kazo manitra ho an'i Daniela ireo mpanompony."

Tena ny Andriamanitrao

"Marina tokoa fa ny Andriamanitrao"

Andriamanitr'ireo andriamanitra, ilay Tompon'ireo mpanjaka

"Lehibe noho ireo andriamani-kafa rehetra, ary Mpanjakan'ny mpanjaka rehetra" (UDB)

ilay manambara ny zava-miafina

Adikao ny hoe "Ilay manambara ny zava-miafina" tahaka ny ao amin'ny 2:29

manambara izany zava-miafina

"hanambara ny zava-miafin'ny nofiko"