# Nampiankohoka ny tavany Io asa fanehiana io dia mampiseho fa ny mpanjaka dia nanome vononahitra an'i Daniela. DH: "Niankohoka ambany niaraka taimin'ny tavany tamin'ny tany." # hanaovana fanatitra iray izy ary ditin-kazo manitra hatolotra ho azy DH: "nanao fanatitra sy nanolotra ditin-kazo manitra ho an'i Daniela ireo mpanompony." # Tena ny Andriamanitrao "Marina tokoa fa ny Andriamanitrao" # Andriamanitr'ireo andriamanitra, ilay Tompon'ireo mpanjaka "Lehibe noho ireo andriamani-kafa rehetra, ary Mpanjakan'ny mpanjaka rehetra" (UDB) # ilay manambara ny zava-miafina Adikao ny hoe "Ilay manambara ny zava-miafina" tahaka ny ao amin'ny 2:29 # manambara izany zava-miafina "hanambara ny zava-miafin'ny nofiko"