plt_tn/dan/02/44.md

595 B

Fampahafantarana ankapobeny:

Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela.

Amin'ny andron'ireo mpanjaka ireo

Eto ny hoe "ireo mpanjaka" dia ilazana ireo mpanjapaky ny fanjakana naseho tamin'ny ampahany samifafa tamin'ny sarivongana.

izay tsy ho voarava mihitsy, na ho babon'ny olon-kafa

DH: "izay tsy azon'iza na iza ravaina, ary tsy ho baboin'ny olon-kafa mandrakizay.

nisy vatolampy iray nanapaka tendrombohitra, fa tsy mba tamin'ny tanan'olombelona

DH: "Nisy olona nanapaka vato avy amin'ny tendrombohitra, fa tsy olombelona no nanapaka izany"

azo antoka

mahatoky sy marina.