plt_tn/dan/02/44.md

20 lines
595 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana ankapobeny:
Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela.
# Amin'ny andron'ireo mpanjaka ireo
Eto ny hoe "ireo mpanjaka" dia ilazana ireo mpanjapaky ny fanjakana naseho tamin'ny ampahany samifafa tamin'ny sarivongana.
# izay tsy ho voarava mihitsy, na ho babon'ny olon-kafa
DH: "izay tsy azon'iza na iza ravaina, ary tsy ho baboin'ny olon-kafa mandrakizay.
# nisy vatolampy iray nanapaka tendrombohitra, fa tsy mba tamin'ny tanan'olombelona
DH: "Nisy olona nanapaka vato avy amin'ny tendrombohitra, fa tsy olombelona no nanapaka izany"
# azo antoka
mahatoky sy marina.