# Fampahafantarana ankapobeny: Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela. # Amin'ny andron'ireo mpanjaka ireo Eto ny hoe "ireo mpanjaka" dia ilazana ireo mpanjapaky ny fanjakana naseho tamin'ny ampahany samifafa tamin'ny sarivongana. # izay tsy ho voarava mihitsy, na ho babon'ny olon-kafa DH: "izay tsy azon'iza na iza ravaina, ary tsy ho baboin'ny olon-kafa mandrakizay. # nisy vatolampy iray nanapaka tendrombohitra, fa tsy mba tamin'ny tanan'olombelona DH: "Nisy olona nanapaka vato avy amin'ny tendrombohitra, fa tsy olombelona no nanapaka izany" # azo antoka mahatoky sy marina.