plt_tn/dan/02/41.md

16 lines
405 B
Markdown

# Fampahafantarana ankapobeny:
Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela.
# Araka ny hitanao
Hitan'i Nebokadnezara fa ireo tongotra dia nizara ho tanimanga sy vy. Tsy hitany ny ambaratongan'ny fanamboarana ireo tongotra.
# dia vita tamin'ny tanimanga nandrahoana sy vy ny ampahany
DH: "izay misy fangarona tanimanga nandrahoina sy vy."
# sy hiara-hijanona izy ireo
"tsy hijanona miaraka izy ireo"