# Fampahafantarana ankapobeny: Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela. # Araka ny hitanao Hitan'i Nebokadnezara fa ireo tongotra dia nizara ho tanimanga sy vy. Tsy hitany ny ambaratongan'ny fanamboarana ireo tongotra. # dia vita tamin'ny tanimanga nandrahoana sy vy ny ampahany DH: "izay misy fangarona tanimanga nandrahoina sy vy." # sy hiara-hijanona izy ireo "tsy hijanona miaraka izy ireo"