plt_tn/dan/02/41.md

405 B

Fampahafantarana ankapobeny:

Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela.

Araka ny hitanao

Hitan'i Nebokadnezara fa ireo tongotra dia nizara ho tanimanga sy vy. Tsy hitany ny ambaratongan'ny fanamboarana ireo tongotra.

dia vita tamin'ny tanimanga nandrahoana sy vy ny ampahany

DH: "izay misy fangarona tanimanga nandrahoina sy vy."

sy hiara-hijanona izy ireo

"tsy hijanona miaraka izy ireo"