plt_tn/dan/02/40.md

20 lines
465 B
Markdown

# Fampahafantarana ankapobeny:
Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela.
# hisy fanjakana fahefatra
"Hisy fanjakana laharana fahefatra"
# mafy tahaka ny vy
Ny fanjakana fahefatra dia nolazaina ho mafy tahaka ny vy.
# Manorotoro ireo zavatra rehetra ireo izany ary mamotika azy ireo.
Io fomba fiteny an'ohatra io dia midika fa ny fanjakana fahefatra dia handresy sy hanolo ireo fanjakana hafa.
# ireo zavatra rehetra ireo
"ireo fanjakana teo aloha" (UDB)