plt_tn/dan/02/40.md

465 B

Fampahafantarana ankapobeny:

Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela.

hisy fanjakana fahefatra

"Hisy fanjakana laharana fahefatra"

mafy tahaka ny vy

Ny fanjakana fahefatra dia nolazaina ho mafy tahaka ny vy.

Manorotoro ireo zavatra rehetra ireo izany ary mamotika azy ireo.

Io fomba fiteny an'ohatra io dia midika fa ny fanjakana fahefatra dia handresy sy hanolo ireo fanjakana hafa.

ireo zavatra rehetra ireo

"ireo fanjakana teo aloha" (UDB)