# Fampahafantarana ankapobeny: Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela. # hisy fanjakana fahefatra "Hisy fanjakana laharana fahefatra" # mafy tahaka ny vy Ny fanjakana fahefatra dia nolazaina ho mafy tahaka ny vy. # Manorotoro ireo zavatra rehetra ireo izany ary mamotika azy ireo. Io fomba fiteny an'ohatra io dia midika fa ny fanjakana fahefatra dia handresy sy hanolo ireo fanjakana hafa. # ireo zavatra rehetra ireo "ireo fanjakana teo aloha" (UDB)