forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.2 KiB
Markdown
32 lines
1.2 KiB
Markdown
# Fampahafantarana ankapobeny:
|
|
|
|
Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela.
|
|
|
|
# hilaza amin'ny mpanjaka izahay izao
|
|
|
|
Eto ny hoe "izahay" dia ilazana an'i Daniela irery. Mety nampiasa ny endriny manambara maro izy tamim-panetre-tena mba hisorohana ny fandraisana fankasitrahana tamin'ny fahalalana ny hevitry ny nofy izay nambaran'Andriamanitra taminy.
|
|
|
|
# mpanjakan'ireo mpanjaka
|
|
|
|
"mpanjaka enjana indrindra" na "ny mpanjaka izay manapaka eo amin'ireo mpanjaka hafa" (UDB)
|
|
|
|
# ny fahefana, ny hery
|
|
|
|
Ireo teny ireo dia midika mitovy ifotony.
|
|
|
|
# Efa nataony teo am-pelatananao ny toerana
|
|
|
|
Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ny fanaraha-maso. DH: "Nomeny anao ny fanaraha-maso eo amin'ny toerana"
|
|
|
|
# ny toerana honenan'ny olombelona
|
|
|
|
Ny toerana dia nampiasaina mba hanehoana ny olona izay nonina tao. DH: "Ny vahoakan'ny tany"
|
|
|
|
# nomeny teo am-pelatananao ireo biby... ny voron'ny lanitra
|
|
|
|
Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ny fanaraha-maso. DH: "Nomeny anao ny fandrindrana eo amin'ireo bibin'ny saha sy ny voron'ny lanitra"
|
|
|
|
# Ianao no lohan'ny sarivongana volamena
|
|
|
|
Tao amin'ny nofin'ny mpanjaka ny lohann'y sarivongana dia naneho ny mpanjaka. DH: "Ny loha volamena dia manambara anao" na "Ny loha volamena dia fanambarana anao sy ny herinao"
|