plt_tn/dan/02/34.md

20 lines
652 B
Markdown

# Fampahafantarana ankapobeny:
Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela.
# vato tapaka iray, na dia tsy tamin'ny alalan'ny tanan'ny olona aza, ary izany
DH: "nisy nanapaka vato avy amin'ny tendrombohitra, fa tsy olombelona no nanapaka izany. Ny vato" (UDB)
# toy ny akofam-bary eo amin'ny famoloana amin'ny fahavaratra
Io andian-teny io dia anoharana ireo singatsingan'ny sarivongana ho zavtra tena kely sy mamiratra izay mety tsofina eny amin'ny rivotra. DH: "tahaka ny singam-bozaka maina tsofina amin'ny rivotra"
# tsy nisy soritr'izy ireo tavela
DH: "lasa tanteraka izy ireo."
# nameno ny tany rehetra.
"niparitaka tamin'ny tany rehetra