plt_tn/dan/02/34.md

652 B

Fampahafantarana ankapobeny:

Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela.

vato tapaka iray, na dia tsy tamin'ny alalan'ny tanan'ny olona aza, ary izany

DH: "nisy nanapaka vato avy amin'ny tendrombohitra, fa tsy olombelona no nanapaka izany. Ny vato" (UDB)

toy ny akofam-bary eo amin'ny famoloana amin'ny fahavaratra

Io andian-teny io dia anoharana ireo singatsingan'ny sarivongana ho zavtra tena kely sy mamiratra izay mety tsofina eny amin'ny rivotra. DH: "tahaka ny singam-bozaka maina tsofina amin'ny rivotra"

tsy nisy soritr'izy ireo tavela

DH: "lasa tanteraka izy ireo."

nameno ny tany rehetra.

"niparitaka tamin'ny tany rehetra