# Fampahafantarana ankapobeny: Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela. # vato tapaka iray, na dia tsy tamin'ny alalan'ny tanan'ny olona aza, ary izany DH: "nisy nanapaka vato avy amin'ny tendrombohitra, fa tsy olombelona no nanapaka izany. Ny vato" (UDB) # toy ny akofam-bary eo amin'ny famoloana amin'ny fahavaratra Io andian-teny io dia anoharana ireo singatsingan'ny sarivongana ho zavtra tena kely sy mamiratra izay mety tsofina eny amin'ny rivotra. DH: "tahaka ny singam-bozaka maina tsofina amin'ny rivotra" # tsy nisy soritr'izy ireo tavela DH: "lasa tanteraka izy ireo." # nameno ny tany rehetra. "niparitaka tamin'ny tany rehetra