plt_tn/dan/02/29.md

677 B

Fampahafantarana ankapobeny:

Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela.

izay manambara ireo zava-miafina

Ilazana an'Andriamanitra io andian-teny io. DH: "Andriamanitra, izay manambara ireo zava-miafina." na "Andriamanitra, izay manao ireo zava-miafina ho fantatra."

izany zava-miafina izany dia tsy nambara tamiko

DH: "Tsy nanambara tamiko izany zava-miafina izany tamiko Andriamanitra."

Nambara tamiko izany zava-miafina izany mba

DH: "Nambarany tamiko ny zava-miafina mba"

mahafantatra ireo eritreritra lalina ao anatinao

Mampiasa ny teny hoe "ianao" ity andian-teny ity ilazana ny sain'ny olona. DH: "mahalala ny eritreritra lalina ao anatin'ny sainao."