plt_tn/dan/02/29.md

20 lines
677 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana ankapobeny:
Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela.
# izay manambara ireo zava-miafina
Ilazana an'Andriamanitra io andian-teny io. DH: "Andriamanitra, izay manambara ireo zava-miafina." na "Andriamanitra, izay manao ireo zava-miafina ho fantatra."
# izany zava-miafina izany dia tsy nambara tamiko
DH: "Tsy nanambara tamiko izany zava-miafina izany tamiko Andriamanitra."
# Nambara tamiko izany zava-miafina izany mba
DH: "Nambarany tamiko ny zava-miafina mba"
# mahafantatra ireo eritreritra lalina ao anatinao
Mampiasa ny teny hoe "ianao" ity andian-teny ity ilazana ny sain'ny olona. DH: "mahalala ny eritreritra lalina ao anatin'ny sainao."