# Fampahafantarana ankapobeny: Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela. # izay manambara ireo zava-miafina Ilazana an'Andriamanitra io andian-teny io. DH: "Andriamanitra, izay manambara ireo zava-miafina." na "Andriamanitra, izay manao ireo zava-miafina ho fantatra." # izany zava-miafina izany dia tsy nambara tamiko DH: "Tsy nanambara tamiko izany zava-miafina izany tamiko Andriamanitra." # Nambara tamiko izany zava-miafina izany mba DH: "Nambarany tamiko ny zava-miafina mba" # mahafantatra ireo eritreritra lalina ao anatinao Mampiasa ny teny hoe "ianao" ity andian-teny ity ilazana ny sain'ny olona. DH: "mahalala ny eritreritra lalina ao anatin'ny sainao."