plt_tn/dan/02/23.md

356 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto andininy ireto ihany koa dia ampahany amin'ny vavak'i Daniela.

nampahafantarina ahy ankehitriny izay nangatahanay taminao

"niteny ahy izay nangatahiko sy ireo namako hoteneninao aminay" (UDB)

nampahafantarina anay ny zavatra mampitebiteby ny mpanjaka

"niteny taminay izay tian'ny mpanjaka ho fantatra."