plt_tn/dan/02/23.md

12 lines
356 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto andininy ireto ihany koa dia ampahany amin'ny vavak'i Daniela.
# nampahafantarina ahy ankehitriny izay nangatahanay taminao
"niteny ahy izay nangatahiko sy ireo namako hoteneninao aminay" (UDB)
# nampahafantarina anay ny zavatra mampitebiteby ny mpanjaka
"niteny taminay izay tian'ny mpanjaka ho fantatra."