# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireto andininy ireto ihany koa dia ampahany amin'ny vavak'i Daniela. # nampahafantarina ahy ankehitriny izay nangatahanay taminao "niteny ahy izay nangatahiko sy ireo namako hoteneninao aminay" (UDB) # nampahafantarina anay ny zavatra mampitebiteby ny mpanjaka "niteny taminay izay tian'ny mpanjaka ho fantatra."